| Entry | 1 mamoafady |
| Elementary words | 2 mamoa, 3 fady |
| Part of speech | 4 active verb |
| Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza zavatra mahamenatra loatra
6 Enti-milaza olona miteniteny foana na miteny ratsy ka mahatonga izay manatrika eo ho menatra: Mangina ity fa aza mamoafady eo [1.1] |
| Explanations in English |
[mamoa fady]
7 to transgress taboo, to disgrace oneself
[1.7] |
| Explanations in French |
8 déshonorer, faire rougir en disant ou faisant ce qui ne convient pas, nuire, être nuisible: Aza mamoafady olona toy izany (Ne déshonorez pas ainsi les gens)
[1.3#840] [mamoa fady] 9 violer les tabous, se déshonorer [1.8] |
| Examples |
10 Ary manaraka izany, ariantsika ny zava-bahiny mamoafady.
[2.445#]
11 Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana [2.472] 12 misy mitantara na milaza zavatra mamoafady tsotra izao [2.313#] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 17 mahavoafady |
| Updated on 2025/09/12 |
|